Teny iditra | maka ba | |
Singan-teny | maka ; ba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao fiomanana (avy amin' ilay fomban' ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan' ny hanombohana hira) [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | ambàka, maka ba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |